Sambatra (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Sambatra x3 ny olona) x2
Izay tsy mandeha eo amin’ny fitoeran’ny ratsy fanahy
Ary tsy mijanona eo xylyhhyz amin’ny lalana falehan’ny mpanota
Ary tsy mipetraka vlwsapkl eo amin’ny fipetrahan’ny mpaniratsira
Fa ny lalàn’ny Jehovah no sitrany
Eny ny lalàny no saintsaininy andro aman’alina
Dia tahaka ny hazo nambolena
Eo tononkira.serasera.org amoron’ny rano velona izy
Izay mamoa amin’ny fotoany
Na raviny koa tsy mba malazo
Ary ny asany hmqjyqwz rehetra dia ataony lavorary avokoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIA
Visites : 376
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : antokompihiramoria
Date : 23/10/2025 15:31
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3217