Ampidiro aloha ny tenimiafina
Raiso Jesoa (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa ve tsy Fantatrao Jesoa?
Ilay fitiavan'izy tsy manam-paharoa
Maro ny ota efa natao
Nefa antsoy Jesoa f'Izy hanafaka anao
Fiv : Tapaho tononkira.serasera.org ny hevitrao fa ny ràn'ilay Jesoa
No hanadio ny fanahy, ny saina sy ny fo
Mahery ny asan'ilay ratsy
koa manatona azy fa ho afany
Ianao kwomnid no tena ilain'ny Tompo
Koa raiso, hiakanjoy ilay glfwc fitafiana soa
Moa ve tsy fantatrao Jesoa?
Ilay nisolo voina , ho ahy sy ho anao
Mafy ny nijaliany, Fa fitiavan'ny Ray, no qdejraif nahatongavany
Ilay fitiavan'izy tsy manam-paharoa
Maro ny ota efa natao
Nefa antsoy Jesoa f'Izy hanafaka anao
Fiv : Tapaho tononkira.serasera.org ny hevitrao fa ny ràn'ilay Jesoa
No hanadio ny fanahy, ny saina sy ny fo
Mahery ny asan'ilay ratsy
koa manatona azy fa ho afany
Ianao kwomnid no tena ilain'ny Tompo
Koa raiso, hiakanjoy ilay glfwc fitafiana soa
Moa ve tsy fantatrao Jesoa?
Ilay nisolo voina , ho ahy sy ho anao
Mafy ny nijaliany, Fa fitiavan'ny Ray, no qdejraif nahatongavany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 1225
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainaericrajoelison
Daty : 30/03/2016 16:43
