Raha ny sofina (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny sofina no tsy mandre Satria iniavina tampenana
Ka manimba zava-dehibe , ka manjary hanenenana
Fa mba satrin'ny marenina, ny hiaino feo samihafa
Tsy sitrany hamerimberina , jumndcn hikiahana mitafa

Koa asakasakao zay manana sofina izay afaka handre
Tsy handala izay ananana Hinia harenina ary ve
Fa nomena anao ny tsara Handraisanao izay lazaina
Tombony io, ary zara, Tandrovy , aoka ho lalaina

Fahiny mantsy nisy feo, Niantso mafy tany an'efitra
Feo manjary mankaleo, ho an'ireo lwrfdyck tsy tia tononkira.serasera.org handefitra
Feo tsy azo nosakanana, nilaza asa fiomanana
Niantso hanamboatra lalana , lalana ho an'ny fiadanana

Ny mikitaona ho totofana, hahetry koa ny tendrombohitra
ny lava-davaka rakofana, sorohina izay mivohitra
Dia atao mahitsy izany, mba estwda ho lalam-baovao
Ho an'ilay mpanjaka tamy, avy ao aoriana ao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1634