You are here: home > Tononkira > Antoko Mpihira MORIA

Omeo hery (Antoko Mpihira MORIA)

Ampetrako aminao ry Ray ô!
Ny Fanahiko rehetra
Ambeno tsy hiala Aminao
Ity rako-java-tsarotra

Ref: Omeo hery aho Jesoa Tompo
Hahaizako mandresy ny fankatononkira.serasera.orgm-panahy
Tolory saina hendry aho Tompo
Hanaovako izay sitrakao Mandrakizay (*2)

Tantano aho ry Tompo ô!
Tantano hatrany ny diako
Ampio re ity mpanomponao
Tafio fo sy saina vaovao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antoko Mpihira MORIA
Mpamaky : 964
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ainaericrajoelison
Tamin'ny : 28/08/2014 13:40:09
ID : 6693

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo