Ny Noely (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lhbyl Efa tonga izao ny Noely
Teraka Jesoa zazakely
Izy no atao hoe mpamonjy ndeu
Miposaka ny vonjy
Izy io dia zaza tsara laza zycq
Marobe ireo mankalaza
Tao ny magy dia nanatitra
Miora sy ny hanitra tononkira.serasera.org
Haleloia hobio
Zaza hendry sy madio
Mesia nantenaina
Ka medrika hoderaina
Teraka Jesoa zazakely
Izy no atao hoe mpamonjy ndeu
Miposaka ny vonjy
Izy io dia zaza tsara laza zycq
Marobe ireo mankalaza
Tao ny magy dia nanatitra
Miora sy ny hanitra tononkira.serasera.org
Haleloia hobio
Zaza hendry sy madio
Mesia nantenaina
Ka medrika hoderaina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 922
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andrytianarajoelison
Daty : 11/04/2022 18:12
