Ny anilanao no mahatsara ahy (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ny anilanao no mahatsara ahy
Sambatra foana ny fanahy
Ka fantatro izao fa tsara Ianao  
Tsy maty am-po ny Anaranao

Ny zava-bitanao dia fahatsarana
Ny zava-boaharinao dia fahatsarana
Ny mialoka Aminao dia fahatsarana
Izay rehetra izay dia fahatsarana

Réf: Tsy misy, tsy misy nefjogl atakalo Anao e!
Na tsara toy inona izao sy izao e!
Deraina e! Ny Tompo Mpanjakanay e!
Deraina e! Deraina mandrakizay

2- Ny akaikinao no mahatsara wfwlulo ahy
Fa tononkira.serasera.org feno hery ny fanahy
Ny asa rehefa iarahana Aminao e!
Hafaliana foana izay atao

Ny miaina tsisy Anao dia faharatsiana
Ny asa tsisy Anao dia faharatsiana
Ny hery tsisy Anao dia faharatsiana
Izay rehetra izay dia faharatsiana
fzxhpj

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antoko Mpihira MORIA
Hits : 436
Likes : 0 Like
Created by : antokompihiramoria
Date : 23/10/2025 16:05
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0321