Noely manan-daza (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O! ry noely, noely srhou manan-daza
Zay nahazoantsika famonjena
Ny nahaterahan’I Jesosy zaza
Ka avdkq moa ve tsy maha te hidera
Ref : Tamin’ny fahendren’Ilay Ray Tsitoha
No nahazoantsika izao ny famonjena
Fahalalana tsy hay takarina izany
Ka saotra, dera no atolotra ho eo Aminy
O! ry, noely manan-daza
Mahery eehhqe sady mampitolagaga
Fa herin’Andriamanitra Tsitoha
No tompon’izao famoronana tononkira.serasera.org izao
Zay nahazoantsika famonjena
Ny nahaterahan’I Jesosy zaza
Ka avdkq moa ve tsy maha te hidera
Ref : Tamin’ny fahendren’Ilay Ray Tsitoha
No nahazoantsika izao ny famonjena
Fahalalana tsy hay takarina izany
Ka saotra, dera no atolotra ho eo Aminy
O! ry, noely manan-daza
Mahery eehhqe sady mampitolagaga
Fa herin’Andriamanitra Tsitoha
No tompon’izao famoronana tononkira.serasera.org izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 483
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 23/10/2025 15:50
