Mitandrema (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Mitandrema ry olombelona
Fandrao ny fo ho tia hadalana
Ny lolom-po, ny fankahalana
Ary ny filan'ny fiainana
Fiv: Fa ho avy tononkira.serasera.org ny andro tsy ampoizina
Tsy fantatrao akory na anio izao
Koa miambena, mivavaha ianao
Mba handosiran'ireo fahotana
Koa mijoroa mitsangana ianao
Ho fahazavana fanasina
Ny Tompo anie efa nampanantena anao
Moa ve ka adinonao
Fa ahazo lapa ianao
2- Mahereza amin'ny vmmrm vavaka
Satana anie ka tsy manan-tsaina
Afa tsy ny handefa an-davaka
Ka yqug mila fanoherana qprhz
Fandrao ny fo ho tia hadalana
Ny lolom-po, ny fankahalana
Ary ny filan'ny fiainana
Fiv: Fa ho avy tononkira.serasera.org ny andro tsy ampoizina
Tsy fantatrao akory na anio izao
Koa miambena, mivavaha ianao
Mba handosiran'ireo fahotana
Koa mijoroa mitsangana ianao
Ho fahazavana fanasina
Ny Tompo anie efa nampanantena anao
Moa ve ka adinonao
Fa ahazo lapa ianao
2- Mahereza amin'ny vmmrm vavaka
Satana anie ka tsy manan-tsaina
Afa tsy ny handefa an-davaka
Ka yqug mila fanoherana qprhz
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 691
Likes : 0 Like
Created by : andrytianarajoelison
Date : 12/04/2022 11:53
