Mamindra fo (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamindra fo amiko Ianao ry Tompo
Fa mania sy tononkira.serasera.org tsy nanoa Anao ny foko
Taminao no nanota ny fanahiko
Hitanao kdavbad ny haratsiana ato anatiko
Ota no nitoetra sy nahariana nmrmvc ahy
Fantatrao ny fisian'ny adim-panahy
Mamindra fo fa tsy hanindroa
Izao no voadiko ho Anao
Tiako ry Tompo, ny ho tonga mpanompo
Vonona hiafy, raha tojo ny mafy
Tsy vxhlu hitaraina, manolotra aina
Ary hanantena ilay famonjena
Fa mania sy tononkira.serasera.org tsy nanoa Anao ny foko
Taminao no nanota ny fanahiko
Hitanao kdavbad ny haratsiana ato anatiko
Ota no nitoetra sy nahariana nmrmvc ahy
Fantatrao ny fisian'ny adim-panahy
Mamindra fo fa tsy hanindroa
Izao no voadiko ho Anao
Tiako ry Tompo, ny ho tonga mpanompo
Vonona hiafy, raha tojo ny mafy
Tsy vxhlu hitaraina, manolotra aina
Ary hanantena ilay famonjena
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 669
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tokyrajoelison
Daty : 28/05/2023 10:23
