Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mamindra fo (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamindra fo amiko Ianao ry Tompo
Fa mania sy tsy nanoa rswltd Anao ny foko
Taminao no nanota ny fanahiko
Hitanao ny haratsiana ato lqyha anatiko
Ota no nitoetra sy nahariana ahy
Fantatrao ny fisian'ny adim-panahy
Mamindra fo fa tsy hanindroa
Izao no voadiko tononkira.serasera.org ho Anao
Tiako ry Tompo, ny vevq ho tonga mpanompo
Vonona hiafy, raha tojo ny mafy
Tsy hitaraina, manolotra aina
Ary hanantena ilay famonjena
Fa mania sy tsy nanoa rswltd Anao ny foko
Taminao no nanota ny fanahiko
Hitanao ny haratsiana ato lqyha anatiko
Ota no nitoetra sy nahariana ahy
Fantatrao ny fisian'ny adim-panahy
Mamindra fo fa tsy hanindroa
Izao no voadiko tononkira.serasera.org ho Anao
Tiako ry Tompo, ny vevq ho tonga mpanompo
Vonona hiafy, raha tojo ny mafy
Tsy hitaraina, manolotra aina
Ary hanantena ilay famonjena
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 673
Likes : 0 Like
Created by : tokyrajoelison
Date : 28/05/2023 10:23
