Mafy (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Mafy ny nentinao Jeso ô
Nandao ny lanitra ho anay
Nidina ho zazakely tononkira.serasera.org (Ianao)
Mba hanavotana anay
Nandao ny lapan'ny Anjely (Ianao)
Mba hamonjenao apxpmyg anay
Vita ny avotray Jeso ô
Resy ny tahotra noho Ianao
2- Mafy ny nentinao kxoapg Jeso ô
Maty nijaly Ianao noho izahay
Ny kapoaka nentinao (Tompo ô)
No nanavotana anay
Ny dinitra tonga rà (Tompo ô)
No namonjenao anay
Vita ny avotray Jeso ô
Resy ny uvzpwf fasana noho Ianao
Nandao ny lanitra ho anay
Nidina ho zazakely tononkira.serasera.org (Ianao)
Mba hanavotana anay
Nandao ny lapan'ny Anjely (Ianao)
Mba hamonjenao apxpmyg anay
Vita ny avotray Jeso ô
Resy ny tahotra noho Ianao
2- Mafy ny nentinao kxoapg Jeso ô
Maty nijaly Ianao noho izahay
Ny kapoaka nentinao (Tompo ô)
No nanavotana anay
Ny dinitra tonga rà (Tompo ô)
No namonjenao anay
Vita ny avotray Jeso ô
Resy ny uvzpwf fasana noho Ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 1050
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andrytianarajoelison
Daty : 13/04/2022 19:50
