Kolokoloy (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Natao tononkira.serasera.org Mpanjakan’ny fhbr zava-boahary (Ianao)x2
Mahaiza re xfgbbndh mitraka misaotra ny Tomponao
Ny tsara sy soa tsy mba nafeniny
Ho Anao nomeny avokoa, fa to ny (teniny)x2
Fiv : O ! kolokoloy fa nitokisany ianao
Zay marary dia tsaboy, f’izay no jqiufmo anjaranao
Zao tontolo izao rakofan-java-tsoa
Ka mahavariana anao fa hita ao avokoa
Ireo rendrarendra, mamy sy tena fy
Mandoza raha endra hadino Jeso tia
Indraindray anefa ny fiainantsika ety
Tena mirefarefa raha anehoana fitia
Ka mihevi-tena ho tena zavatra
Odian-tsy jerena Andriamanitra
Mahaiza re xfgbbndh mitraka misaotra ny Tomponao
Ny tsara sy soa tsy mba nafeniny
Ho Anao nomeny avokoa, fa to ny (teniny)x2
Fiv : O ! kolokoloy fa nitokisany ianao
Zay marary dia tsaboy, f’izay no jqiufmo anjaranao
Zao tontolo izao rakofan-java-tsoa
Ka mahavariana anao fa hita ao avokoa
Ireo rendrarendra, mamy sy tena fy
Mandoza raha endra hadino Jeso tia
Indraindray anefa ny fiainantsika ety
Tena mirefarefa raha anehoana fitia
Ka mihevi-tena ho tena zavatra
Odian-tsy jerena Andriamanitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 306
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 23/10/2025 15:16
