Jesosy ô (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy ô, sjqrlo Inty aho, Manolon-tena ho Anao
Hanaraka Anao Mpamonjy tononkira.serasera.org tia
Ekeo aho Jesoa tario ho eo toosl anilanao
Ho sambatra
Mandrakizay doria (eo aminao)

Jesosy ô! Ianao mpiaro mahafatra-po
Mitantana ahy miathy ahy (Manasoa)
Ho sambatra aho ka tsy hivily (Tsy hania)
Ny miaraka Aminao (Mpamonjy tia)

Ry Jeso wvkyqrl Mpiandry Tsara ô!
Tantanonao zao mpanomponao Jesosy ô!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIA
Visites : 1404
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ainaericrajoelison
Date : 30/03/2016 16:43
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1279