Jesosy ô (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy ô, Inty aho, Manolon-tena ho Anao
Hanaraka Anao Mpamonjy tia
Ekeo aho tononkira.serasera.org Jesoa tario ho eo anilanao
Ho sambatra
Mandrakizay doria (eo aminao)

Jesosy ô! Ianao mpiaro mahafatra-po
Mitantana rhdyzqui ahy miathy ahy (Manasoa)
Ho sambatra aho ka tsy hivily (Tsy hania)
Ny miaraka Aminao (Mpamonjy msqi tia)

Ry Jeso Mpiandry Tsara ô!
Tantanonao drnn zao mpanomponao Jesosy ô!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIA
Visites : 1496
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ainaericrajoelison
Date : 30/03/2016 16:43
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0386