Jesosy ô (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy ô, Inty aho, Manolon-tena ho AnaoHanaraka Anao Mpamonjy tia
Ekeo aho Jesoa tario ho eo anilanao
Ho sambatra
Mandrakizay doria (eo aminao)
Jesosy ô! Ianao mpiaro mahafatra-po
Mitantana ahy miathy ahy (Manasoa)
Ho sambatra aho ka tsy hivily (Tsy hania)
Ny miaraka Aminao (Mpamonjy tia)
Ry Jeso Mpiandry Tsara ô!
Tantanonao zao mpanomponao Jesosy ô!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 1000
Likes : 0 Like
Created by : ainaericrajoelison
Date : 30/03/2016 16:43