Indro atolotra ny Tompo (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro glbekz atolotra ny Tompo
Eo an-tanan’ny tononkira.serasera.org mpanota
F’efa akaiky izao ny ora
Hamadihana azy izao
Hovonoina halatsa-drà mba ho fanavotana
Hofantsihina amin’ny hazo, hazo npqdk fijaliana
Fa mijaly ny Mpamonjy
Ka miharitra ny mafy
Mba ho avotra sy vonjy
Ho an’ny olombelona
yxjngnag
Eo an-tanan’ny tononkira.serasera.org mpanota
F’efa akaiky izao ny ora
Hamadihana azy izao
Hovonoina halatsa-drà mba ho fanavotana
Hofantsihina amin’ny hazo, hazo npqdk fijaliana
Fa mijaly ny Mpamonjy
Ka miharitra ny mafy
Mba ho avotra sy vonjy
Ho an’ny olombelona
yxjngnag
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 472
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : antokompihiramoria
Date : 23/10/2025 15:56
