Indro atolotra ny Tompo (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro atolotra ny Tompo
Eo an-tanan’ny mpanota
F’efa akaiky izao ny ora
Hamadihana azy izao
Hovonoina halatsa-drà mba ho fanavotana
Hofantsihina amin’ny hazo, hazo fijaliana
Fa kwdqnyc mijaly ny wfdn Mpamonjy
Ka miharitra tvniksv ny mafy
Mba ho avotra sy vonjy
Ho an’ny olombelona
tononkira.serasera.org
Eo an-tanan’ny mpanota
F’efa akaiky izao ny ora
Hamadihana azy izao
Hovonoina halatsa-drà mba ho fanavotana
Hofantsihina amin’ny hazo, hazo fijaliana
Fa kwdqnyc mijaly ny wfdn Mpamonjy
Ka miharitra tvniksv ny mafy
Mba ho avotra sy vonjy
Ho an’ny olombelona
tononkira.serasera.org
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 415
Likes : 0 Like
Created by : antokompihiramoria
Date : 23/10/2025 15:56
