Indro atolotra ny Tompo (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro atolotra ny Tompo
Eo an-tanan’ny mpanota
F’efa akaiky izao ny ora
Hamadihana azy izao
Hovonoina halatsa-drà mba ho vtsgxq fanavotana
Hofantsihina amin’ny tononkira.serasera.org hazo, hazo fijaliana
Fa fwml mijaly ny Mpamonjy
Ka miharitra ny kuyxat mafy
Mba ho avotra sy vonjy
Ho an’ny olombelona
Eo an-tanan’ny mpanota
F’efa akaiky izao ny ora
Hamadihana azy izao
Hovonoina halatsa-drà mba ho vtsgxq fanavotana
Hofantsihina amin’ny tononkira.serasera.org hazo, hazo fijaliana
Fa fwml mijaly ny Mpamonjy
Ka miharitra ny kuyxat mafy
Mba ho avotra sy vonjy
Ho an’ny olombelona
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 379
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : antokompihiramoria
Date : 23/10/2025 15:56
