Ianao ry noely (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ry noely
Andro tsara sady axkawifq soa
Mampivondrona ireo very mba hitsaoka azy koa
(Mba hitaaoka Azy koa)
Na ny ory na ny tononkira.serasera.org manana mifaly khniv mihira hoe
(N'iza n'iza mihira hoe)
Haleloia hosana ho anmilay mpanjaka lehibe

Mihobia fa teraka ny Tompo
Miravoa fa afaka ny loto
Mpanadio sy mpanafaka ilay Jesoa
Mpanjakan'ny mpanjaka

He ny fonay ravoravo
Noely no tsaroanay izao
Fa ny zanaky ny avo
No mitondra fiainam-baovao gnzubj

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIA
Vangy : 8
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 10/10/2026 18:11
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0378