Hanompo aho (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Matetika aho no nihevitra hoe
Ampy ahy ny hery ananako
Nilaza fa toa mahay mandeha
‘Zaho lay tsy mba nankato
Nanary tena ihany aho
Raha tsy nandray Anao
Nafoiko ilay Fanahy
Mpitari-dalana
Ianao kosa tsy izany
Fa teo tononkira.serasera.org Ianao Jesoa
Niantra ahy namindra fo
Ref: Ankehitriny pzioslz kosa re
Vonona aho ny andeha
Hanatanteraka ireo asa
‘Zay tarihin’ny fanahy
Ambarako anio Jesoa
N'inona n’inona hanjo
Sanatria ny hoe hiala
Zao Tompo oh efa ANAO
Hiasa , hanompo aho hirotsaka
Tsy hivadika mihitsy
Voalazanao, be ny vokatra
Fa ny mpiasa no vitsy
Mahatsiaro sambatra aho
Raha vao nandray Anao
Miaina oladduad am-pitoniana
Fenoinao fifaliana
Indro am-panetre-tena
No ilazako koa
‘Zaho phlipwjj navotan’i JESOA
Ampy ahy ny hery ananako
Nilaza fa toa mahay mandeha
‘Zaho lay tsy mba nankato
Nanary tena ihany aho
Raha tsy nandray Anao
Nafoiko ilay Fanahy
Mpitari-dalana
Ianao kosa tsy izany
Fa teo tononkira.serasera.org Ianao Jesoa
Niantra ahy namindra fo
Ref: Ankehitriny pzioslz kosa re
Vonona aho ny andeha
Hanatanteraka ireo asa
‘Zay tarihin’ny fanahy
Ambarako anio Jesoa
N'inona n’inona hanjo
Sanatria ny hoe hiala
Zao Tompo oh efa ANAO
Hiasa , hanompo aho hirotsaka
Tsy hivadika mihitsy
Voalazanao, be ny vokatra
Fa ny mpiasa no vitsy
Mahatsiaro sambatra aho
Raha vao nandray Anao
Miaina oladduad am-pitoniana
Fenoinao fifaliana
Indro am-panetre-tena
No ilazako koa
‘Zaho phlipwjj navotan’i JESOA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 869
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tokyrajoelison
Daty : 23/12/2022 16:00
