Hanompo aho (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Matetika aho no nihevitra hoe
Ampy ahy ny hery ananako
Nilaza fa toa mahay mandeha
‘Zaho lay tsy mba nankato
Nanary tena ihany tononkira.serasera.org aho
Raha tsy nandray Anao
Nafoiko ilay Fanahy
Mpitari-dalana
Ianao kosa tsy izany
Fa teo Ianao Jesoa
Niantra ahy namindra fo
Ref: Ankehitriny rrmao kosa re
Vonona aho ny andeha
Hanatanteraka ireo asa
‘Zay tarihin’ny fanahy
Ambarako anio Jesoa
N'inona n’inona hanjo
Sanatria ny hoe hiala
Zao Tompo oh efa ANAO
Hiasa , hanompo aho hirotsaka
Tsy hivadika mihitsy
Voalazanao, be tcrkb ny vokatra
Fa ny mpiasa no vitsy
Mahatsiaro sambatra aho
Raha vao nandray Anao
Miaina gtlcodyb am-pitoniana
Fenoinao fifaliana
Indro am-panetre-tena
No ilazako koa
‘Zaho navotan’i JESOA
Ampy ahy ny hery ananako
Nilaza fa toa mahay mandeha
‘Zaho lay tsy mba nankato
Nanary tena ihany tononkira.serasera.org aho
Raha tsy nandray Anao
Nafoiko ilay Fanahy
Mpitari-dalana
Ianao kosa tsy izany
Fa teo Ianao Jesoa
Niantra ahy namindra fo
Ref: Ankehitriny rrmao kosa re
Vonona aho ny andeha
Hanatanteraka ireo asa
‘Zay tarihin’ny fanahy
Ambarako anio Jesoa
N'inona n’inona hanjo
Sanatria ny hoe hiala
Zao Tompo oh efa ANAO
Hiasa , hanompo aho hirotsaka
Tsy hivadika mihitsy
Voalazanao, be tcrkb ny vokatra
Fa ny mpiasa no vitsy
Mahatsiaro sambatra aho
Raha vao nandray Anao
Miaina gtlcodyb am-pitoniana
Fenoinao fifaliana
Indro am-panetre-tena
No ilazako koa
‘Zaho navotan’i JESOA
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 870
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tokyrajoelison
Date : 23/12/2022 16:00
