You are here: home > Tononkira > Antoko Mpihira MORIA

Haleloia , Midera (Antoko Mpihira MORIA)

https://tononkira.serasera.org/hira/antoko-mpihira-moria/haleloia-midera

Fitiavan'ny Ray zao tontolo izao
Dia nomeny antsika ny zanany
Mba hamonjena ireo izay mbola mitoreo
Sy hanafaka anao mpanota

Haleloia, Midera, Indro ny Tomponao
Raiso mba ho mpitantana ny fiainanao
Tsiky dia ampyKa tadidio ihany koa, Fa ho anao io tokoa,
No nidinany tahak'izao

Reo mpiandry ondry anie, Raha nahare ilay feo
Nihazakazaka nitsaoka ity zaza vaovao
Ireo magy ihany koa , dia nahafoy zava-tsoa , Reo fanatitra ho an'ilay RAY

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antoko Mpihira MORIA
Mpamaky : 669
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ainaericrajoelison
Tamin'ny : 30/03/2016 14:43:25
ID : 8206

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo