You are here: home > Tononkira > Antoko Mpihira MORIA

Efa nitsangana (Antoko Mpihira MORIA)

Efa nitsangana izao ny Tompo mpanjakanao
Efa resiny izao satana
Lay nambabo hatry ny ela be (tokoa ka)
Asandrato re ny fiderana
Ampanakoy ny hira sy Hosana
F'efa velona izao JesTsiky dia ampyoa Mpanjakanay


Koa manatera saotra
Fa afaka ianao
Ny ota izay nambabo
Eh torotoro izao (efa resy izao)
Derao ny Tompo tia anao
Fa afaka tokoa ianao
Hobio derao fa velona izao Ny Tomponao
ANDRIAMANITRAO

Mpihira : Antoko Mpihira MORIA
Mpamaky : 1130
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ainaericrajoelison
Tamin'ny : 28/08/2014 11:30:11
ID : 6690

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo