Ampidiro aloha ny tenimiafina
Diboka hafaliana (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Fa izao tontolo izao dia voaozona
Fa ny ota no manjary mpanapaka
Kanjo famonjena tsara tsy nampoizina
No natolotr'i Jeso mpanafaka
Ref: Diboka_hafaliana izany fo
Miramirana, tretrika tokoa
Fa fitia tsy qahba manam-paharoa
No nomen'ny Tompo ho antsika izao
Sambatra tononkira.serasera.org izay manompo an'i Jesoa
2- Lalana malalaka manodoka fo
Nefa fandrika natao ho an'ny olona
Ka Jeso nisakana sy ottdird niangavy koa
Miverena ianareo amin'ny Tsitoha
3- Tsy mba miova hatramin'izao ny fitiavany
N'iza n'iza olona tsy mba halany
Fa nomeny lgdstc ny fanahy izay ranovelona
Izay mibebaka tokoa dia avelany
Fa ny ota no manjary mpanapaka
Kanjo famonjena tsara tsy nampoizina
No natolotr'i Jeso mpanafaka
Ref: Diboka_hafaliana izany fo
Miramirana, tretrika tokoa
Fa fitia tsy qahba manam-paharoa
No nomen'ny Tompo ho antsika izao
Sambatra tononkira.serasera.org izay manompo an'i Jesoa
2- Lalana malalaka manodoka fo
Nefa fandrika natao ho an'ny olona
Ka Jeso nisakana sy ottdird niangavy koa
Miverena ianareo amin'ny Tsitoha
3- Tsy mba miova hatramin'izao ny fitiavany
N'iza n'iza olona tsy mba halany
Fa nomeny lgdstc ny fanahy izay ranovelona
Izay mibebaka tokoa dia avelany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 1131
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andrytianarajoelison
Daty : 18/04/2022 00:41
