O hidera (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O hidera Anao aho
O hihira ho Anao
Eny hidera fnopmw Anao hatrany vbqz aho
Andriamanitro Tsitoha
O hihira ho Anao
O hidera Anao aho
Hankalaza ny voninahitrao
(Tompo Tsitoha)
1/
Jesoa ô, misaotra Anao qbfaf ny foko
Noho ny fitantananao ny fiainako
Na mitoetra aho na mandeha
Na tomany na homehy
Dia momba ahy hatrany Ianao
(Hidera Anao)
2/
Ny talenta ananako dia Anao
Nomena indramiko hatrizao
Nampiasaiko ankitsimpo
Nitoriako Anao Jesoa
Ka mbola hitoriako Anao
(Hidera Anao)
3/
Tsy hijanona ny dia, tononkira.serasera.org ny diako
Raha tsy efako tokoa ny adiko
Tantano aho tsy ho rendrika
Hamasino ho mendrika
Ny ho mpitilinao Jesoa
O hihira ho Anao
Eny hidera fnopmw Anao hatrany vbqz aho
Andriamanitro Tsitoha
O hihira ho Anao
O hidera Anao aho
Hankalaza ny voninahitrao
(Tompo Tsitoha)
1/
Jesoa ô, misaotra Anao qbfaf ny foko
Noho ny fitantananao ny fiainako
Na mitoetra aho na mandeha
Na tomany na homehy
Dia momba ahy hatrany Ianao
(Hidera Anao)
2/
Ny talenta ananako dia Anao
Nomena indramiko hatrizao
Nampiasaiko ankitsimpo
Nitoriako Anao Jesoa
Ka mbola hitoriako Anao
(Hidera Anao)
3/
Tsy hijanona ny dia, tononkira.serasera.org ny diako
Raha tsy efako tokoa ny adiko
Tantano aho tsy ho rendrika
Hamasino ho mendrika
Ny ho mpitilinao Jesoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana)Vangy : 693
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : akoniziona
Daty : 13/11/2023 08:19
