Lasa tokoa (Andrianary Ratianarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
jywmftrq Lasa tokoa re izany andro fahiny
Namiratra tsy pojlf nisy tsiny
Andro korana; niravoravoana
Nandalo toa zavona foana
Eny tsaroana fa tononkira.serasera.org tamin'ireny
Velona teo i Dada onwou sy Neny
Nefa indrisy nankaiza izy izao
Nafoy sy lasa nandao

Lasa nilentika re ny masoandro
Nisitrika mbola atoandro
Ary ny volana manko nisoka
Niserana mba hanodoka
Eny ry andro nandalo
Andro nandatsa ny foko nimalo
Ilay fifaliana niserana ihany
Nodiasan'ny sento tsy lany.

Feony sy tonony: Andrianary Ratianarivo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.033