Avia isika hiara-dia (Andrianary Ratianarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avia isika hiara-dia
Hikalo(kalo) sy hiriaria
Venteso mafy ny hira hifamaly
(Fa) Tratry ny taona ka miara-paly

Ho lavitra anio ny sentosento
Tarehy dmswc sariaka izao no ento
Ka dia tononkira.serasera.org ibdhtg arahaba mifankahita
Tratry ny gsqovl taona samy tafita

Raha misy alahelo mandalo
Reseo fa aza mimalo
Ny zavatra mampitomany
Fampieritreretana ihany

Ny anatra aposaka anio
Tsarovy sy mba tadidio
Ny fo te ho hendry no sokafy
F'ireny no voa izay afafy.

Feony sy tonony: Andrianary Ratianarivo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1488