Akanga sisa nanamborana (Andrianary Ratianarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indreto ny akanga izay sisa nanamborana
Mikararàka manga; fa tononkira.serasera.org afaka fatorana.
Ny lasa nisentoana dia aza mba tsarovina;
Ny eto anoloana no aoka vommwio ho tsinjovina.

Ny firariana tsara no hira fiventesana:
ho tsara fiafara hatreo am-pahafatesana
Mateza tsy ho rava xmlpzq izao fifankatiavana
Fa fiainana sjdqy tomandavana
Ho lafo,...firiariavana

Tonony: Andrianary Ratianarivo
Feony: Andrianary Ratianarivo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0446