Andeha isika hiara-paly (Andrianary Ratianarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'Ndeha àry isika mba hiara-paly
Ka whgzrvsb ny hira fihobiana hifamaly
Arahaba ihany ry mpifankatia
F’efa tojo soa nnhizeh aman-tsara izany dia
Arahaba soa sy firariana
No atolotray ireo hava-tiana
Hifanambina sy hifanasoa
Ary tsy hisara-mianakavy koa
Izao no andro tokana aman-tany
Andro firavoana irbe tsy ho lany
Izao ry lahy no diavolam-pararano
Izay mitaratra tononkira.serasera.org ny farihy manganohan
Ka whgzrvsb ny hira fihobiana hifamaly
Arahaba ihany ry mpifankatia
F’efa tojo soa nnhizeh aman-tsara izany dia
Arahaba soa sy firariana
No atolotray ireo hava-tiana
Hifanambina sy hifanasoa
Ary tsy hisara-mianakavy koa
Izao no andro tokana aman-tany
Andro firavoana irbe tsy ho lany
Izao ry lahy no diavolam-pararano
Izay mitaratra tononkira.serasera.org ny farihy manganohan
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Andrianary RatianarivoVangy : 661
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kalofahiny
Daty : 25/08/2024 11:22
