RAISO AHO (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo Malala ô! ity ny zanakao
Miantso, mitalaho Aminao noho ny ota natao

Raiso ho Anao Tompo, fa vonona aho
Ny andro sisako rehetra,
Hatokako mwuyd tsy misy kdpxlmu fetra
Hanefako ireo anjarako, dia ireo izay sitrakao
Miondrika, manetry tena tononkira.serasera.org izahay
Mahatsiaro ny hadalana ka mifona Ray
Raiso ho Anao Tompo, fa vonona aho
Ny andro sisako rehetra,
Hatokako tsy misy fetra

Raiso ho Anao mtkffgr Tompo, fa vonona aho

AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)

--------
Lien: