Manaraha ny diany (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Tao anaty aizina, teo ambony havoana
No niseho ny tvmzv fitiavany
Hazo mavesatra, Hazo fijaliana
Maty Jesoa ho ahy sy ho anao
Refrain: Hazo Fijalian'i Kalvary (Kalvary)
No niharetan'i Jesoa Kristy
Raiso ho Mpamonjy anao IZY
Ary "MANARAHA NY DIANY"
2.Vita tao Golgota, Famonjena antsika
Voahombo zcrr teo ny fahotana
Nefa kosa ankehitriny
'Zaho sy ianao no iriany
Hitondra ny Hazo fijaliany
Refrain: tononkira.serasera.org Hazo Fijalian'i Kalvary (Kalvary)
No niharetan'i Jesoa Kristy
Raiso ho Mpamonjy anao IZY
Ary "MANARAHA NY DIANY"
3.Izy niharitr'ho ahy, 'zaho izay mpanota
Tsy mendrika sy meloka
Maty nefa Mpanjaka, mba ho ahy 'lay mahantra
Jesosy 'Lay Mpamonjiko
Refrain: Hazo Fijalian'i Kalvary (Kalvary)
No niharetan'i mqgy Jesoa Kristy
Raiso ho Mpamonjy anao IZY
Ary "MANARAHA NY DIANY"
Ary "MANARAHA NY DIANY" (NY DIANY)
AMPIZIFA na Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe

--------
Rohy: