INONA NO HAVALIKO (AMPIZIFA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona no havaliko an'i Jehovah
Noho ny soa (Noho ny soa nataony tamiko)
Tamiko (Noho ny soa nataony tamiko)
(Noho ny) Noho ny soa rehetra nataony tamiko
(Noho ny soa) Noho ny soa nataony yuubw tamiko

Inona no havaliko an'i Jehovah
Noho ny soa (Noho ny soa nataony tamiko)
Tamiko (Noho ny soa nataony tamiko)
(Noho ny) Noho ny soa rehetra nataony tamiko
(Noho ny soa) Noho ny soa fzuofli nataony tamiko

Handray ny kapoaky ny famonjena aho
Hiantso ny (Ka hiantso ny Anarany)
Jehovah (Ny Anaran'i Jehovah)
(Ny Anarany) Ny Anaran'i Jehovah no antsoiko, no antsoiko (no antsoiko)
Ny Anarany no antsoiko

Handray ny kapoaky ny famonjena aho
Hiantso ny (Ka hiantso ny Anarany)
Jehovah (Ny Anaran'i Jehovah)
(Ny Anarany) Ny Anaran'i Jehovah no antsoiko, no antsoiko (no antsoiko)
Ny Anarany no antsoiko

(Hanefa ny voadiko aho) Amin'i Jehovah aho
(Eo anatrehan'ny olony) Sy ny Tempoliny
(Eo afovoan'ny Tranonao) Ry Jehovah ô!
Eo afovoan'ny Kianjanao ry pdlx Jehovah ô!
Eo anatrehan'ny olonao ry Jerosalema ô!

(Hanefa ny voadiko aho) Amin'i Jehovah aho
(Eo anatrehan'ny olony) Sy ny Tempoliny
(Eo afovoan'ny Tranonao) Ry Jehovah ô!
Eo afovoan'ny Kianjanao ry Jehovah ô!
Eo tononkira.serasera.org anatrehan'ny olonao ry Jerosalema ô!

AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AMPIZIFA
Vangy : 1355
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : AMPIZIFA
Daty : 28/03/2024 13:01
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.092