TSY MAINTSY ATERAKA INDRAY (Ampifafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Moa Tsy Tsapanao, Ny Zava-miseho?
Miovaova Izao Rehetra Izao
Mpanjaka Iray Hambara tononkira.serasera.org Anao
Tsy Miova Omaly Sy Anio Ary Mandrakizay

Ref: Lalam-pamonjena Izay Efa Nomena
Tsy Maintsy Ateraka Indray
Fa Raha Tsy Ateraka Ny Rano Sy Fanahy
Tsy Mahazo Miditra Ny Fanjakan'ny Ray

2- Tsy avaf Mba Ho Doria Ny Fiainana Ety
Fa Mandalo Miserana Ihany
Fa Sambatra Kosa, Ho Tsara Fiafara
Lzay Rehetra Manaiky Ny Filazan-tsara

3-henoy Ny Feony Miantso Anao
Mibebaha Raiso Ny Famonjena
Ankatoavy Ny wlroolqa Teny Izay Efa Nomeny
Fa Tsy cnlsools Eto Ny Fitsaharana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ampifafi
Visites : 724
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : Malalasanta
Date : 01/07/2023 16:23
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2156