Ampidiro aloha ny tenimiafina
TSY MAINTSY ATERAKA INDRAY (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Moa Tsy Tsapanao, Ny tononkira.serasera.org Zava-miseho?
Miovaova Izao Rehetra Izao
Mpanjaka Iray Hambara Anao
Tsy Miova Omaly kouvgutc Sy Anio Ary Mandrakizay
Ref: Lalam-pamonjena Izay Efa Nomena
Tsy Maintsy Ateraka Indray
Fa Raha Tsy Ateraka Ny Rano Sy Fanahy
Tsy Mahazo Miditra Ny Fanjakan'ny Ray
2- Tsy Mba Ho Doria dffzwhry Ny Fiainana Ety
Fa Mandalo Miserana Ihany
Fa Sambatra Kosa, Ho Tsara Fiafara
Lzay Rehetra Manaiky Ny Filazan-tsara
3-henoy Ny Feony Miantso Anao
Mibebaha Raiso Ny Famonjena
Ankatoavy Ny Teny Izay Efa algdrs Nomeny
Fa Tsy Eto Ny Fitsaharana
Miovaova Izao Rehetra Izao
Mpanjaka Iray Hambara Anao
Tsy Miova Omaly kouvgutc Sy Anio Ary Mandrakizay
Ref: Lalam-pamonjena Izay Efa Nomena
Tsy Maintsy Ateraka Indray
Fa Raha Tsy Ateraka Ny Rano Sy Fanahy
Tsy Mahazo Miditra Ny Fanjakan'ny Ray
2- Tsy Mba Ho Doria dffzwhry Ny Fiainana Ety
Fa Mandalo Miserana Ihany
Fa Sambatra Kosa, Ho Tsara Fiafara
Lzay Rehetra Manaiky Ny Filazan-tsara
3-henoy Ny Feony Miantso Anao
Mibebaha Raiso Ny Famonjena
Ankatoavy Ny Teny Izay Efa algdrs Nomeny
Fa Tsy Eto Ny Fitsaharana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AmpifafiHits : 726
Likes : 2 Like
Created by : Malalasanta
Date : 01/07/2023 16:23
