Ry Jesosy Malalako (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1°Ry Jesosy ô! Malalako
Efa fantatrao ny foko
Tsy misy miafina Aminao Jesoa
Izay toetra afeniko
Inty,inty,inty, aho Jesoa
amvp qdfruq Inty, fa vonona hanompo Anao
nocnws Diovy re, fenoy hery vaovao
Hanatanterahako ny sitraponao
2°Raha mibanjina ireo lasa aho
Feno fitaka ny toetrako
Nefa indro tononkira.serasera.org Ianao ry Tompo soa
Nanala ireo sampy fikiriko
3°Ditsoky ny ranomaso aho
Miaina amin'ny famonjenao
Faly aho fa noraisinao
Endrey fa voavonjy ny aiko
Efa fantatrao ny foko
Tsy misy miafina Aminao Jesoa
Izay toetra afeniko
Inty,inty,inty, aho Jesoa
amvp qdfruq Inty, fa vonona hanompo Anao
nocnws Diovy re, fenoy hery vaovao
Hanatanterahako ny sitraponao
2°Raha mibanjina ireo lasa aho
Feno fitaka ny toetrako
Nefa indro tononkira.serasera.org Ianao ry Tompo soa
Nanala ireo sampy fikiriko
3°Ditsoky ny ranomaso aho
Miaina amin'ny famonjenao
Faly aho fa noraisinao
Endrey fa voavonjy ny aiko
--------
Rohy:
