Ny hatsaranao (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ny fitiavanao sy ny famindramponao
Ray ô! no naha toy izao ny fiainako
Fa raha tsy teo Ianao ka nampiorina ahy indray
Dia efa fahaverezana no anjarako
Nafoinao tokoa ny Zanakao ry Ray
Mba uehsd ho famonjena anay mpaniasia
Deraina Ianao Ray sy Zanaka Fanahy
ahhvcbri Fa tsy takatray ny fahatsaranao
2.Ny fahasoavanao no mbola naposakao
Aminay zanakao mpanota sy mpiavonavona
Miantso anay Ianao ary manambitamby koa
Mba hamerina anay ho hendry sy hanoa
Tolory fahendrena izahay ry Ray Tsitoha
Hahaizanay misaotra sy mankato
tononkira.serasera.org tgduz Ka hanambara sy hampahafantatra
Fa feno fahatsarana ny Anaranao
Ray ô! no naha toy izao ny fiainako
Fa raha tsy teo Ianao ka nampiorina ahy indray
Dia efa fahaverezana no anjarako
Nafoinao tokoa ny Zanakao ry Ray
Mba uehsd ho famonjena anay mpaniasia
Deraina Ianao Ray sy Zanaka Fanahy
ahhvcbri Fa tsy takatray ny fahatsaranao
2.Ny fahasoavanao no mbola naposakao
Aminay zanakao mpanota sy mpiavonavona
Miantso anay Ianao ary manambitamby koa
Mba hamerina anay ho hendry sy hanoa
Tolory fahendrena izahay ry Ray Tsitoha
Hahaizanay misaotra sy mankato
tononkira.serasera.org tgduz Ka hanambara sy hampahafantatra
Fa feno fahatsarana ny Anaranao
--------
Rohy:
