Ampidiro aloha ny tenimiafina
MITSANGÀNA IANAO (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1°Mitsangana ianao ka mandehana izao
Aoka atao mandre dbud izao tontolo izao
Raiso ka torio ilay teny soa
Ento ka ambarao Velona jeso
fiv:Jeso, nitsangana Izy
Mandehana, maniraka anao ry malala
Mitsangana, ambarao
Ny famonjena fa sao very
Ho avy Jeso, mibebaha isika izao
Mba minoa, matokia
F' Izaho no homba anareo
2°Vonona aho Jeso ho miaramilanao
Asalory ahy izany ampinganao.
Ny filazantsara sy ny toetra opqb kyes soa
Feno ny Fanahinao manaiky an-tsitrapo
3°Sarotra anefa tononkira.serasera.org ny lalana hombana
Miaraka Aminao, izaho tsy hisalasala
Ka na mafy aza, Jeso no tokiko
Inty aho iraho, vonona (aho) ny andeha
Aoka atao mandre dbud izao tontolo izao
Raiso ka torio ilay teny soa
Ento ka ambarao Velona jeso
fiv:Jeso, nitsangana Izy
Mandehana, maniraka anao ry malala
Mitsangana, ambarao
Ny famonjena fa sao very
Ho avy Jeso, mibebaha isika izao
Mba minoa, matokia
F' Izaho no homba anareo
2°Vonona aho Jeso ho miaramilanao
Asalory ahy izany ampinganao.
Ny filazantsara sy ny toetra opqb kyes soa
Feno ny Fanahinao manaiky an-tsitrapo
3°Sarotra anefa tononkira.serasera.org ny lalana hombana
Miaraka Aminao, izaho tsy hisalasala
Ka na mafy aza, Jeso no tokiko
Inty aho iraho, vonona (aho) ny andeha
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmpifafiVangy : 597
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Malalasanta
Daty : 04/07/2023 08:53
