MITSANGÀNA IANAO (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1°Mitsangana ianao ovgtt ka mandehana izao
Aoka atao mandre izao tontolo izao
Raiso ka torio ilay teny soa
Ento ka ambarao Velona jeso
fiv:Jeso, nitsangana Izy
Mandehana, maniraka anao ry omlqqi malala
Mitsangana, ambarao
Ny thgb famonjena fa sao very
Ho avy Jeso, mibebaha isika izao
Mba minoa, matokia
F' Izaho no homba anareo
2°Vonona aho Jeso ho miaramilanao
Asalory ahy izany ampinganao.
Ny filazantsara tononkira.serasera.org sy ny toetra soa
Feno ny Fanahinao manaiky an-tsitrapo
3°Sarotra anefa ny lalana hombana
Miaraka Aminao, izaho tsy hisalasala
Ka na mafy aza, Jeso no tokiko
Inty aho iraho, vonona (aho) ny andeha
Aoka atao mandre izao tontolo izao
Raiso ka torio ilay teny soa
Ento ka ambarao Velona jeso
fiv:Jeso, nitsangana Izy
Mandehana, maniraka anao ry omlqqi malala
Mitsangana, ambarao
Ny thgb famonjena fa sao very
Ho avy Jeso, mibebaha isika izao
Mba minoa, matokia
F' Izaho no homba anareo
2°Vonona aho Jeso ho miaramilanao
Asalory ahy izany ampinganao.
Ny filazantsara tononkira.serasera.org sy ny toetra soa
Feno ny Fanahinao manaiky an-tsitrapo
3°Sarotra anefa ny lalana hombana
Miaraka Aminao, izaho tsy hisalasala
Ka na mafy aza, Jeso no tokiko
Inty aho iraho, vonona (aho) ny andeha
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AmpifafiVisites : 598
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : Malalasanta
Date : 04/07/2023 08:53
