MITSANGÀNA IANAO (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1°Mitsangana ianao ka mandehana izao
Aoka atao mandre izao tontolo izao
Raiso ka torio ilay teny soa
Ento ka ambarao Velona jeso
fiv:Jeso, nitsangana Izy
Mandehana, maniraka anao ry malala
Mitsangana, ambarao
Ny rvxperki famonjena fa sao very
Ho avy Jeso, mibebaha isika izao
Mba minoa, matokia
F' Izaho no homba anareo
2°Vonona aho Jeso ho miaramilanao
Asalory ahy tononkira.serasera.org izany ampinganao.
Ny filazantsara sy ny toetra soa
Feno ny Fanahinao manaiky an-tsitrapo
3°Sarotra anefa ny lalana hombana
Miaraka Aminao, azeej izaho tsy hisalasala
Ka na vvlzy mafy aza, Jeso no tokiko
Inty aho iraho, vonona (aho) ny andeha
Aoka atao mandre izao tontolo izao
Raiso ka torio ilay teny soa
Ento ka ambarao Velona jeso
fiv:Jeso, nitsangana Izy
Mandehana, maniraka anao ry malala
Mitsangana, ambarao
Ny rvxperki famonjena fa sao very
Ho avy Jeso, mibebaha isika izao
Mba minoa, matokia
F' Izaho no homba anareo
2°Vonona aho Jeso ho miaramilanao
Asalory ahy tononkira.serasera.org izany ampinganao.
Ny filazantsara sy ny toetra soa
Feno ny Fanahinao manaiky an-tsitrapo
3°Sarotra anefa ny lalana hombana
Miaraka Aminao, azeej izaho tsy hisalasala
Ka na vvlzy mafy aza, Jeso no tokiko
Inty aho iraho, vonona (aho) ny andeha
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AmpifafiHits : 600
Likes : 2 Like
Created by : Malalasanta
Date : 04/07/2023 08:53
