Ampidiro aloha ny tenimiafina
Misaotra Anao (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1°Misaotra Anao aho izao
Ry Jesoa Tompo tia
Satria Ianao nanaiky hitantana zcrxgva ny dia
Nanoro ahy tononkira.serasera.org ny lalana,lalàm-pahasambarana
Ho any an-danitra,hizorako izao
Ref: Jesosy ô! Ianao no làlana
Fiainana,fahamarinana
xkdqdfdy Tsy misy afaka makany amin'ny Ray
Raha tsy avy amin'ny alalanao Jesoa
2°Harahiko ny Teninao sy ny Toromarikao
Fanilo manazava ny diako ety
Ho sabatra bjdtsppr sy ampingako
Ho manda fiharovako
Tsy misy ahiako raha miaraka Aminao
Ry Jesoa Tompo tia
Satria Ianao nanaiky hitantana zcrxgva ny dia
Nanoro ahy tononkira.serasera.org ny lalana,lalàm-pahasambarana
Ho any an-danitra,hizorako izao
Ref: Jesosy ô! Ianao no làlana
Fiainana,fahamarinana
xkdqdfdy Tsy misy afaka makany amin'ny Ray
Raha tsy avy amin'ny alalanao Jesoa
2°Harahiko ny Teninao sy ny Toromarikao
Fanilo manazava ny diako ety
Ho sabatra bjdtsppr sy ampingako
Ho manda fiharovako
Tsy misy ahiako raha miaraka Aminao
--------
Rohy:
