Misaora an'i Jehovah (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaora an'I Jehovah (Beso)
Misaora an'I Jehovah
Ry fanahy ry fanahiko
Ary izay rehetra ato anatiko
Misaora ny Anarany masina
Misaora xwxtedh an'I Jehovah
Ry fanahy ry fanahiko
Ary aza misy hadinohina
Ny fi- ny fitahiany rehetra
tononkira.serasera.org Izay mamela ny helokao
Izay mamela ny helokao rehetra
Izay manasitrana
Izay manasitrana ny aretinao rehetra
Izay izay manavotra ny ainao
Tsy hidina tsy hidina any an-davaka
Izay izay manarina famindram-po
Sy fiantrana anao
Misaora misaora amin'ny zavatra rehetra
Fa izany no sitrapon'Andriamanitra
Sitrapony hayniebd sitrapon'Andriamanitra
Ao amin'I fusbn Kristy Jesosy ho anareo
Misaora an'I Jehovah
Ry fanahy ry fanahiko
Ary izay rehetra ato anatiko
Misaora ny Anarany masina
Misaora xwxtedh an'I Jehovah
Ry fanahy ry fanahiko
Ary aza misy hadinohina
Ny fi- ny fitahiany rehetra
tononkira.serasera.org Izay mamela ny helokao
Izay mamela ny helokao rehetra
Izay manasitrana
Izay manasitrana ny aretinao rehetra
Izay izay manavotra ny ainao
Tsy hidina tsy hidina any an-davaka
Izay izay manarina famindram-po
Sy fiantrana anao
Misaora misaora amin'ny zavatra rehetra
Fa izany no sitrapon'Andriamanitra
Sitrapony hayniebd sitrapon'Andriamanitra
Ao amin'I fusbn Kristy Jesosy ho anareo
--------
Rohy:
