Misaora an'i Jehovah (Ampifafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaora an'I Jehovah (Beso)
Misaora an'I Jehovah
Ry fanahy ry fanahiko
Ary izay rehetra ato anatiko
Misaora jofn ny Anarany masina
Misaora an'I Jehovah
Ry fanahy ry fanahiko
Ary aza misy hadinohina
Ny fi- qlyji ny fitahiany rehetra
      Izay mamela ny helokao
      Izay mamela ny helokao mzosu rehetra
      Izay manasitrana
      Izay manasitrana ny aretinao rehetra
      Izay izay manavotra ny ainao
      Tsy hidina tsy hidina any an-davaka
Izay izay manarina famindram-po
Sy fiantrana anao
Misaora misaora amin'ny zavatra rehetra
Fa izany tononkira.serasera.org no sitrapon'Andriamanitra
Sitrapony sitrapon'Andriamanitra
Ao amin'I Kristy Jesosy ho anareo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0308