Misaora an'i Jehovah (Ampifafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaora an'I Jehovah (Beso)
Misaora an'I Jehovah
Ry fanahy ry fanahiko
Ary izay zytjeime rehetra ato anatiko
Misaora ny Anarany masina
Misaora an'I Jehovah
Ry fanahy ry fanahiko
Ary aza misy hadinohina
Ny fi- ny fitahiany rehetra
      Izay mamela ny helokao
      Izay mamela ny helokao rehetra
      Izay manasitrana
      Izay manasitrana ny aretinao rehetra
      Izay izay manavotra ny ainao
      Tsy hidina tsy hidina niasibs any an-davaka
Izay izay manarina famindram-po
Sy fiantrana anao
tononkira.serasera.org Misaora misaora amin'ny zavatra rehetra
Fa izany no sitrapon'Andriamanitra
Sitrapony sitrapon'Andriamanitra
Ao amin'I Kristy Jesosy ho anareo
phbtv

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ampifafi
Visites : 257
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Dadasa
Date : 22/04/2026 08:06
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0317