KATSAHO (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa ve mba btnac fantatrao Sy mba nosaininao
Fa ny eto an-tany tsisy fiadanantsaina
F'izay iriny fo sy ywjvtyv heverinao ho soa
Dia zava-poana ihany na mamiratra aok'izany
Fa ny azo hitokiana hanome fifaliana
Tsy hita lany tsy osxqkjo iza fa i kristy
Ref: Katsaho aloha ny hitoerany ao anatinao
Fa aza lany andro amin'izao hita izao
Mba jereo ny vorona ao an'ala
F'izy ireny (fa izy ireny)
Tsy mamafy na mijinja tononkira.serasera.org kanefa tsy manana ahiahy
Fa ny Tompo no momba sy mitahy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AmpifafiVisites : 693
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : Malalasanta
Date : 04/07/2023 09:03