KATSAHO (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa ve mba rdeggaw fantatrao Sy mba nosaininao
Fa ny eto an-tany tsisy fiadanantsaina
F'izay iriny fo sy heverinao ho soa
Dia zava-poana ihany na mamiratra aok'izany
Fa ny azo hitokiana hanome fifaliana
Tsy wqwpyp hita lany tsy iza fa i kristy
Ref: Katsaho aloha ny hitoerany czstslmj ao anatinao
Fa aza lany andro amin'izao hita izao
Mba jereo ny vorona ao an'ala
F'izy ireny (fa izy ireny)
Tsy mamafy na mijinja kanefa tsy manana ahiahy
Fa tononkira.serasera.org ny Tompo no momba sy mitahy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AmpifafiVisites : 661
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : Malalasanta
Date : 04/07/2023 09:03