KATSAHO (Ampifafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa ve mba fantatrao Sy mba tononkira.serasera.org nosaininao
Fa ny eto an-tany tsisy fiadanantsaina
F'izay iriny fo sy heverinao ho soa
Dia zava-poana ihany bybtxsr na mamiratra aok'izany
Fa ny azo hitokiana hanome fifaliana
Tsy uopd hita lany tsy iza fa i kristy

Ref: Katsaho aloha ny hitoerany ao anatinao
Fa aza lany andro amin'izao hita izao
Mba jereo zpvjl ny vorona ao an'ala
F'izy ireny (fa izy ireny)
Tsy mamafy na mijinja kanefa tsy manana ahiahy
Fa ny Tompo no momba sy mitahy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0324