JESO NO TSY MIOVA (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso no tsy miova
Na omaly xeyco na anio
Eny ho mandrakizay, vatolampy tsy mikoro
Vato fanorena-mafy, azo itokiana tokoa tononkira.serasera.org raha
Hanorenana ny cqqzzvl fiainana cvmaoz mandrakizay
'zaho izay novonjeny
Mety hangovitra ihany
Eo ambony vatolampy, f'izy tsy miova akory
Jeso o! Ampianaro aho
Ho tahaka anao izao
Ka ny fiainako jesosy tompo o!
Hiderako anao
Ampifafi

--------
Link: