JESO NO TSY MIOVA (Ampifafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso no tsy miova
Na oesz omaly na anio
Eny ho ikvka mandrakizay, vatolampy tsy mikoro
Vato fanorena-mafy, azo itokiana tokoa raha
Hanorenana ny fiainana mandrakizay

'zaho izay novonjeny
Mety hangovitra ihany
Eo ambony vatolampy, f'izy tsy miova akory
Jeso o! Ampianaro hnunyw aho
Ho tahaka anao izao
Ka ny fiainako jesosy tompo o!
Hiderako anao

Ampifafi tononkira.serasera.org

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0306