Ho tokantrano sambatra (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ho tokantrano sambatra
Ny tokantrano miorina
Amin'ny anaran'i Jesosy
Tsy hisy hampisaraka ireo mpivady ireo
Afa-tsy ny fahafatesana
Ho tokantrano mafy orina
Ref:Ho mpivady tena mendrika
Ho tahafin'ireo zanany
tononkira.serasera.org Enga anie ho toy izany koa
gbafdzmg Ianareo mpivady rahatrizay
Saotra no hatolotra ny Ray
2.Ho tokantrano umzgb sambatra
Ho tokantrano hiadana
Satria nahazo ny tsodrano
Tso-dranon'i Jesosy tia ho tokantrano soa
Hanjakan'ny fifankatiavana
Hiombona kmtufa amin'Andriamanitra
Ny tokantrano miorina
Amin'ny anaran'i Jesosy
Tsy hisy hampisaraka ireo mpivady ireo
Afa-tsy ny fahafatesana
Ho tokantrano mafy orina
Ref:Ho mpivady tena mendrika
Ho tahafin'ireo zanany
tononkira.serasera.org Enga anie ho toy izany koa
gbafdzmg Ianareo mpivady rahatrizay
Saotra no hatolotra ny Ray
2.Ho tokantrano umzgb sambatra
Ho tokantrano hiadana
Satria nahazo ny tsodrano
Tso-dranon'i Jesosy tia ho tokantrano soa
Hanjakan'ny fifankatiavana
Hiombona kmtufa amin'Andriamanitra
--------
Rohy:
