Fiainam-baovao (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1°Mba tsarovy ilay fotoana nanoloran-tena
Tamin’ny andro izay nanaovana fanekena
Tamin’ny fitiavana voalohany tsy nisy fitaka
Sy nandraisana ny Tompo ho Mpamonjy Anao
Aza adino efybfen fa Jesosy anie hatramin’izao dia mbola tia anao
Ranomaso no nirotsaka nipatrapatraka
Raha nahazo tqnowtsw famelana tamin’ny heloka ianao
Fifaliana lehibe no nampitsinjaka
Hira fiderana foana no asandratra
Haleloia, haleloia, voninahitra ho an’Andriamanitra
Ref : Mandroso f’aza mihemotra ianao
Hefao ny voady efa nekena taminy
tononkira.serasera.org Hijoro, hanambara ny fitiavany
Sy ho vavolombelona ny asany
Manerana izao tontolo izao
2°Tano mafy fa aza avotsotra ny Famonjena
Fa ny otanao rehetra dia efa navela
Aoka hitombo sy hamoa ertwtxie hatramin’ny farany
Fanomezam-boninahitra ny Anarany
Amin’ny zavatra rehetra izay miseho ety ambonin’ny tany ety
Fiainana mandrakizay anie no tarigetra
Fanomezam-pahasoavana ho an’ny rehetra
Izay nanao ny fanompoana hatramin’ny farany
Sady mahatanteraka ny hazakazany
Tsy ho menatra akory izay rehetra miandry sy mialoka Aminy

--------
Rohy: